Ankerana
Analamanga
Carion
Moramanga
Fort-Dauphin
Antsirabe
Tulear
Lahy
Vavy
YMCA Madagascar - Fikambanana Kristianina hoan'ny tanora dia fikambanana malagasy natsangana teto Madagasikara, fehezin'ny lalàna 60 - 133 tamin'ny 3 oktobra 1960, izay mampivondrona ny tanora:
Ny Mpikambana ato amin'ny YMCA dia mizara karazany telo: 'Mpikambana mavitrika; Mpikambana manan-kaja; Mpikambana mpanohana '
Ny fahazoana ny kalitaon'ny maha-mpikambana mavitrika sy manan-kaja dia miankina amin'ny fepetra voalazan'ny lalàna anatiny etoana.
Very ny kalitaon'ny mpikambana mavitrika sy manan-kaja:
"Mampanjary ny satan'ny tanora ho fanavaozana ny Afrika"
YMCA Madagascar